Bokin'ny Ohabolana 30:28
Ny antsiantsy dia mandady amin’ ny tànany, Nefa tonga ao an-tranon’ ny mpanjaka izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The spider taketh hold with her hands, and is in kings’ palaces.
In Context
27Ny valala tsy manana mpanjaka, Nefa izy rehetra miainga manao antokony tsara;
29Misy zavatra telo izay tsara famindra, Eny, efatra aza no tsara fandeha;
Read all of Bokin'ny Ohabolana 30
Cross References
Leviticus 11:29Ary izao no haloto aminareo amin’ ny biby izay mandady na mikisaka amin’ ny tany: ny kionkiona sy ny totozy ary ny sitry, isan-karazany,