Bokin'ny Ohabolana 31:11
Matoky azy ny fon’ ny lahy, Ary tsy mitsahatra ny fanambinana azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The heart of her husband doth safely trust in her, so that he shall have no need of spoil.
In Context
10Iza no mahita vehivavy tsara? Fa ny tombany dia mihoatra lavitra noho ny voahangy.
12Soa no ataon-dravehivavy aminy, fa tsy ratsy, Amin’ ny andro rehetra iainany.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 31
Cross References
2 Kings 4:9Ary hoy ravehivavy tamin’ ny lahy; Indro, fantatro fa masìna sady lehilahin’ Andriamanitra ilay mpandalo eto amintsika mandrakariva.
1 Peter 3:1Ary toy izany koa, ianareo vehivavy, maneke ny vadinareo, mba ho voataonan’ ny fitondran-tenan’ ny vavy izy, na dia tsy amin’ ny teny aza (raha tàhiny misy tsy manaiky ny teny),