Bokin'ny Ohabolana 31:18
Hitany fa tsara ny tombom-barony, Ary tsy maty jiro mandritra ny alina izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
She perceiveth that her merchandise is good: her candle goeth not out by night.
In Context
17Misikìna hery izy, Ary hatanjahiny ny sandriny.
19Mandray ny fihazonam-bohavoha izy, Ary ny tànany mihazona ny ampela.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 31
Cross References
Genesis 31:40Nony antoandro matin’ ny hain’ andro aho, ary nony alina dia matin’ ny fanala; ary nandositra ny masoko ny torimaso.
Matthew 25:3Fa ny adala nandray ny fanalany, nefa tsy nitondra solika fitaiza;
2 Thessalonians 3:7Fa ny tenanareo mahalala izay tokony hianaranareo anay; fa nitoetra tsara teo aminareo izahay,