Epistily faharoa ho an'ny Tesaloniana 3:7
Fa ny tenanareo mahalala izay tokony hianaranareo anay; fa nitoetra tsara teo aminareo izahay,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For yourselves know how ye ought to follow us: for we behaved not ourselves disorderly among you;
In Context
Read all of Epistily faharoa ho an'ny Tesaloniana 3
Cross References
Proverbs 31:18Hitany fa tsara ny tombom-barony, Ary tsy maty jiro mandritra ny alina izy.
1 Corinthians 11:1Aoka hanahaka ahy ianareo, dia tahaka ny anahafako an’ i Kristy.
Philippians 4:9Ataovy izay efa nianaranareo sy efa noraisinareo ary efa renareo sy efa hitanareo tamiko; ary ho aminareo ny Andriamanitry ny fiadanana.
1 Thessalonians 2:10Hianareo no vavolombelona ary Andriamanitra koa fa masìna sy marina ary tsy nanan-tsiny tokoa ny fitondran-tenanay teo imasonareo izay mino,
2 Thessalonians 3:9tsy noho ny tsy anananay fahefana anefa, fa mba hatolotray aminareo ho fianaranareo ny tenanay.
Titus 2:7ka amin’ ny zavatra rehetra dia asehoy ny tenanao ho fianarana ny asa tsara, amin’ ny fampianaranao maneho ny tsi-faharatsiana, ny fahamaotinana,