The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 31 › Bokin'ny Ohabolana 31:20

Bokin'ny Ohabolana 31:20

Manatsotra ny tànany amin’ ny ory izy, Eny, mamelatra ny tànany amin’ ny mahantra.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

She stretcheth out her hand to the poor; yea, she reacheth forth her hands to the needy.

In Context

19Mandray ny fihazonam-bohavoha izy, Ary ny tànany mihazona ny ampela.

21Tsy manahy ny oram-panala ho amin’ ny ankohonany izy, Fa ny ankohonany rehetra samy voatafy volon’ ondry mena avokoa.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 31

Cross References

Job 31:16Raha tàhiny aho nandà Izay nirin’ ny malahelo ka nahapahina ny mason’ ny mpitondratena,

Psalms 41:2Sambatra izay mahatsiaro ny malahelo; Jehovah hamonjy azy amin’ ny andro fahoriana.

Proverbs 1:24Satria efa niantso Aho, fa nandà ianareo; Efa naninjitra ny tanako Aho, fa tsy nisy nitandrina;

Proverbs 22:9Izay manana maso miantra hotahina, Satria anomezany ho an’ ny malahelo ny haniny.

Mark 14:7Fa ny malahelo dia eto aminareo mandrakariva, ary na oviana na oviana no tianareo hanaovana soa aminy, dia mahazo manao ianareo; fa Izaho kosa tsy mba ho eto aminareo mandrakariva.

Acts 20:34Fa fantatrareo ihany fa ireto tanako ireto no niasa mba hahazoako sy ny niaraka tamiko izay nilainay.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 31:20

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 31:19Bokin'ny Ohabolana 31Bokin'ny Ohabolana 31:21 →