Bokin'ny Ohabolana 31:24
Manao akanjo hariry madinika ravehivavy ka mivarotra izany, Ary fehin-kibo no amidiny amin’ ny mpandranto.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
She maketh fine linen, and selleth it; and delivereth girdles unto the merchant.
In Context
23Ny lahy dia hajaina eo am-bavahady, Raha miara-mipetraka eo amin’ ny loholona.
25Hery sy voninahitra no fitafiany, Ary ny andro ho avy dia ihomehezany.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 31
Cross References
Judges 14:12Ary hoy Samsona tamin’ ireo: Hanao fampanonona aminareo aho; koa raha lazainareo amiko ny heviny ao anatin’ ny hafitoana fanasana ka fantatrareo, dia homeko lobaka telo-polo sy akanjo intelo-polo miova ianareo.
Proverbs 31:13Mizaha volon’ ondry sy rongony izy Ary mazoto miasa amin’ ny tànany.
Proverbs 31:19Mandray ny fihazonam-bohavoha izy, Ary ny tànany mihazona ny ampela.
Luke 16:19Nisy lehilahy manan-karena anankiray niakanjo volomparasy sy rongony fotsy madinika sady nanaram-po fatratra isan’ andro tamin’ ny fahafinaretana.