The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 31 › Bokin'ny Ohabolana 31:29

Bokin'ny Ohabolana 31:29

Maro no zazavavy nanao soa, Fa ianao manoatra noho izy rehetra.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Many daughters have done virtuously, but thou excellest them all.

In Context

28Ny zanany mitsangana ka midera azy hoe sambatra; Ny lahy koa mitsangana ka midera azy hoe:

30Fitaka ny fahatsaram-bika, ary zava-poana ny fahatsaran-tarehy; Fa ny vehivavy matahotra an’ i Jehovah ihany no hoderaina.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 31

Cross References

Ruth 3:11Koa ankehitriny anaka, aza matahotra; hataoko aminao izay rehetra angatahinao; fa fantatr’ izay rehetra ao an-tanànan’ ny fireneko fa vehivavy tsara ianao.

Song of Solomon 6:8Misy mpanjakavavy enim-polo sy vaditsindrano valo-polo ary zatovovavy tsy hita isa.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 31:29

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 31:28Bokin'ny Ohabolana 31Bokin'ny Ohabolana 31:30 →