Bokin'ny Ohabolana 4:16
Fa tsy matory ireny, raha tsy efa nanao ratsy; Ary tsy mahita torimaso izy, raha tsy efa nanafintohina ny sasany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
15Manalavira azy; aza mandalo eo akory; Mivilia azy, ka mizora.
17Fa mihinana ny mofon’ ny faharatsiana izy, Sy misotro ny divain’ ny fahalozàna.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 4
Cross References
Psalms 36:4Ny tenin’ ny vavany dia faharatsiana sy fitaka; efa nihadala izy ka nitsahatra tsy hanao soa.
Proverbs 2:14Dia izay faly hanao ratsy Sy finaritra amin’ ny fitaky ny ratsy,
Jeremiah 9:4Izy rehetra samy mamitaka ny namany avy, ka tsy misy miteny marina; Mampianatra ny lelany handainga izy ary manasa-tena amin’ ny fanaovan-dratsy.
Luke 22:66Ary raha vao nazava ny andro, niangona ny loholona, dia ny lohan’ ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna, ka nitondra an’ i Jesosy ho eo amin’ ny Synedriona, dia nanao hoe: