Bokin'ny Ohabolana 2:14
Dia izay faly hanao ratsy Sy finaritra amin’ ny fitaky ny ratsy,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Who rejoice to do evil, and delight in the frowardness of the wicked;
In Context
13Izay mahafoy ny lalan’ ny fahamarinana Mba hizorany amin’ ny lalan’ ny fahamaizinana,
15Dia izay melo-dalana Sy maniasia amin’ ny alehany;
Read all of Bokin'ny Ohabolana 2
Cross References
Proverbs 10:23Toa laolaon’ ny adala ny fanaovan-dratsy Fa raha ny manan-tsaina, dia fahendrena kosa.
Hosea 7:3Amin’ ny faharatsiany no ampifaliany ny mpanjaka, ary amin’ ny laingany ny mpanapaka.
Zephaniah 3:11Amin’ izany andro izany dia tsy ho menatra ianao tamin’ izay nataonao rehetra, Izay nanotanao tamiko; Ka dia hesoriko aminao ireo mibitaka amim-pireharehana, Ary tsy hiavonavona eo an-tendrombohitro masìna intsony ianao.
Romans 1:32dia olona mahalala tsara ny fitsipika nomen’ Andriamanitra fa izay manao izany zavatra izany no miendrika ho faty, nefa tsy manao izany ihany izy, fa mankasitraka ny manao koa.