Bokin'ny Ohabolana 4:20
Anaka, tandremo ny teniko; Atongilano ny sofinao hihaino ny filazako.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
My son, attend to my words; incline thine ear unto my sayings.
In Context
19Ny alehan’ ny ratsy fanahy dia toy ny aizim-pito; Tsy fantany akory izay manafintohina azy.
21Aza avela hiala eo imasonao izy, Fa raketo ao am-ponao.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 4
Cross References
Psalms 78:1Maskila nataon’ i Asafa. Henoy ny lalàko, ry oloko; atongilano ny sofinareo amin’ ny tenin’ ny vavako.
Proverbs 5:1Anaka, tandremo ny fahendreko, Ary atongilano ny sofinao ho amin’ ny fahalalako,
Proverbs 7:1Anaka, tandremo ny teniko, Ary raketo ao aminao ny didiko.
Isaiah 55:3Atongilano ny sofinareo, ka mankanesa atỳ amiko, mihainoa, dia ho velombelona ny fanahinareo; ary hanao fanekena mandrakizay aminareo Aho, dia ny famindram-po mahatoky nampanantenaina an’ i Davida.