Bokin'ny Ohabolana 4:21
Aza avela hiala eo imasonao izy, Fa raketo ao am-ponao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Let them not depart from thine eyes; keep them in the midst of thine heart.
In Context
20Anaka, tandremo ny teniko; Atongilano ny sofinao hihaino ny filazako.
22Fa aina ho an’ ny mahazo azy izy Ary fahasalamana ho an’ ny nofony rehetra.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 4
Cross References
Deuteronomy 4:9Kanefa kosa mitandrema ianao, ka tandremo tsara ny fanahinao, fandrao hadinoinao ny zavatra izay efa hitan’ ny masonao, ary andrao miala amin’ ny fonao izany, amin’ ny andro rehetra hiainanao, fa ampahafantaro ny zanakao sy ny zafinao izany,
Proverbs 2:1Anaka, raha raisinao ny teniko, Ary raketinao ao am-ponao ny didiko,
Proverbs 3:3Aoka tsy handao anao ny famindram-po sy ny fahamarinana; Afehezo eo am-bozonao izany, Ary soraty ao amin’ ny fonao tahaka ny amin’ ny vato fisaka,
Proverbs 6:21Afatory amin’ ny fonao mandrakariva ireo, Ary afehezo eo am-bozonao,
Proverbs 7:3Afehezo eo amin’ ny rantsan-tananao izy, Soraty ao amin’ ny fonao tahaka ny amin’ ny vato fisaka izy.