The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 4 › Bokin'ny Ohabolana 4:22

Bokin'ny Ohabolana 4:22

Fa aina ho an’ ny mahazo azy izy Ary fahasalamana ho an’ ny nofony rehetra.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

For they are life unto those that find them, and health to all their flesh.

In Context

21Aza avela hiala eo imasonao izy, Fa raketo ao am-ponao.

23Tandremo ny fonao mihoatra noho izay rehetra tokony hotandremana; Fa avy ao aminy no ihavian’ ny aina.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 4

Cross References

Proverbs 3:8Dia ho famelombelomana ny nofonao izany Sy ho fanamandoana ny taolanao.

Proverbs 4:10Anaka, mihainoa, ka raiso ny teniko; Dia hihamaro ny taona hiainanao.

Jeremiah 33:6Dia, indro, hotanterahiko tokoa ny fanasitranana azy, eny, hositraniko izy, ary hasehoko aminy ny haren’ ny fiadanana sy ny fahamarinana.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 4:22

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 4:21Bokin'ny Ohabolana 4Bokin'ny Ohabolana 4:23 →