Bokin'ny Ohabolana 4:27
Aza mivily, na ho amin’ ny ankavanana, na ho amin’ ny ankavia; Esory amin’ ny ratsy ny tongotrao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Turn not to the right hand nor to the left: remove thy foot from evil.
In Context
26Ataovy marina ny alehan’ ny tongotrao, Dia ho voalamina ny alehanao rehetra;
Read all of Bokin'ny Ohabolana 4
Cross References
Deuteronomy 28:14Ary aza miala amin’ ny teny rehetra izay andidiako anao anio, na ho amin’ ny ankavanana, na ho amin’ ny ankavia, hanaraka andriamani-kafa ka hanompo azy.
Proverbs 16:17Ny manalavitra ny ratsy no lalamben’ ny marina, Ary izay mitandrina ny alehany no miaro ny ainy.
Romans 12:9Aoka ny fitiavana ho amin’ ny tsi-fihatsaram-belatsihy; mankahalà ny ratsy; mifikira amin’ ny tsara.