The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 4 › Bokin'ny Ohabolana 4:26

Bokin'ny Ohabolana 4:26

Ataovy marina ny alehan’ ny tongotrao, Dia ho voalamina ny alehanao rehetra;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Ponder the path of thy feet, and let all thy ways be established.

In Context

25Aoka ny masonao hijery mahitsy, Ary ny hodimasonao hibanjina eo anoloanao.

27Aza mivily, na ho amin’ ny ankavanana, na ho amin’ ny ankavia; Esory amin’ ny ratsy ny tongotrao.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 4

Cross References

Psalms 37:23Avy amin’ i Jehovah no mahalavorary ny dian’ ny olona, ka Izy no mankasitraka ny lalany.

Psalms 119:5Enga anie ka ho tafatoetra ny lalako Hitandremako ny didinao!

Proverbs 5:6Tsy mahazo mandia ny lalan’ aina mihitsy izy, Fa manjenjena, ka tsy fantany akory izay halehany.

Proverbs 15:21Ny fahadalana dia fifalian’ ny tsy ampy saina; Fa ny manan-tsaina kosa mizotra mahitsy

Proverbs 23:19Mihainoa ianao, anaka, ka hendre, Ary ampizory amin’ ny lalana ny fonao.

Haggai 1:5Koa izao no lazain’ i Jehovah, Tompon’ ny maro: Hevero ny lalanareo.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 4:26

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 4:25Bokin'ny Ohabolana 4Bokin'ny Ohabolana 4:27 →