Bokin'ny Ohabolana 4:3
Fa zanak’ ikaky aho, Sady tiana no hany malala teo imason’ ineny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For I was my father’s son, tender and only beloved in the sight of my mother.
In Context
2Fa anatra tsara no omeko anareo; Aza mahafoy ny lalàko.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 4
Cross References
1 Kings 1:13Mandehana mankany amin’ i Davida mpanjaka, ka lazao aminy hoe: Tsy nianiana tamiko mpanompovavinao va ianao, ry mpanjaka tompoko, nanao hoe: Solomona zanakao-lahy no hanjaka handimby ahy tokoa, ary izy no hipetraka eo amin’ ny seza fiandrianako? Koa nahoana indray no Adonia no manjaka?
1 Chronicles 22:5Fa hoy Davida: Solomona zanako mbola zaza sady tanora fanahy, ary ny trano hatao ho an’ i Jehovah dia tsy maintsy ho lehibe indrindra, mba hiely any amin’ ny tany rehetra ny lazany sy ny voninahiny, koa hovononiko rahateo ny zavatra ho enti-manao azy. Ka dia nahavonona betsaka Davida, raha mbola velona izy.
Jeremiah 10:23Jehovah ô, fantatro fa tsy an’ ny olombelona ny lalan-kalehany, na an’ ny mpandeha ny hahalavorary ny diany
Romans 12:16Miraisa saina. Aza mihevitra izay hiavonavonana, fa aoka mba ho zatra amin’ ny fietrena ianareo. Aza manao ny tenanareo ho hendry.