Bokin'ny Ohabolana 4:8
Asandrato izy, dia hanandratra anao kosa Eny, hanome voninahitra anao izy, raha tananao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Exalt her, and she shall promote thee: she shall bring thee to honour, when thou dost embrace her.
In Context
9Dia hasiany fehiloha mahafinaritra ny lohanao; Eny, satro-boninahitra tsara tarehy no homeny anao.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 4
Cross References
1 Samuel 2:30Koa izany no anaovan’ i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, hoe: Efa voalazako tokoa fa ny taranakao sy ny tarana-drainao no handeha eo anatrehako mandrakizay; fa ankehitriny kosa, hoy Jehovah, sanatria Ahy izany; fa izay manome voninahitra Ahy no homeko voninahitra, ary izay manamavo Ahy no ho afa-baraka.
Proverbs 3:16Fa andro maro no eo an-tànany ankavanana; Ary harena sy voninahitra no eo an-tànany ankavia.
Proverbs 22:4Ny valin’ ny fanetren-tena sy ny fahatahorana an’ i Jehovah Dia harena sy voninahitra ary fiainana.