The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 3 › Bokin'ny Ohabolana 3:16

Bokin'ny Ohabolana 3:16

Fa andro maro no eo an-tànany ankavanana; Ary harena sy voninahitra no eo an-tànany ankavia.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Length of days is in her right hand; and in her left hand riches and honour.

In Context

15Sarobidy noho ny voahangy izy; Ary izay rehetra irinao tsy misy azo ampitahaina aminy.

17Làlana mahafinaritra ny lalany, Ary fiadanana ny alehany rehetra.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 3

Cross References

1 Kings 3:13Ary na izay tsy nangatahinao aza dia efa nomeko anao koa, dia harena sy voninahitra, ka tsy hisy mpanjaka tahaka anao amin’ ny andronao rehetra.

Psalms 21:4Fa notsenainao fitahiana soa izy; teo an-dohany nasianao satro-boninahitra tena volamena.

Proverbs 3:2Fa andro maro sy taona ela iainana Ary fiadanana no hanampiny ho anao.

Proverbs 4:8Asandrato izy, dia hanandratra anao kosa Eny, hanome voninahitra anao izy, raha tananao.

Proverbs 22:4Ny valin’ ny fanetren-tena sy ny fahatahorana an’ i Jehovah Dia harena sy voninahitra ary fiainana.

1 Corinthians 3:21Ka dia aza misy manao olona ho reharehany; fa anareo ny zavatra rehetra:

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 3:16

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 3:15Bokin'ny Ohabolana 3Bokin'ny Ohabolana 3:17 →