The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 5 › Bokin'ny Ohabolana 5:13

Bokin'ny Ohabolana 5:13

Ka tsy nihaino ny tenin’ ny mpanoro hevitra ahy, Ary tsy nanongilana ny sofiko hihaino ny mpampianatra ahy?

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And have not obeyed the voice of my teachers, nor inclined mine ear to them that instructed me!

In Context

12Dia hanao hoe ianao: Nahoana re no nankahala famaizana aho? Ary nahoana no naniratsira fanaranana ny foko,

14Efa saiky azon’ ny ratsy rehetra aho Tao amin’ ny fiangonana sy ny fivoriana.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 5

Cross References

1 Kings 12:14ka niteny taminy araka ny hevitra nomen’ ireo tovolahy hoe: Ny raiko dia nampitondra zioga mavesatra anareo, fa izaho kosa mainka hanampy ny zioga ho entinareo, kotopia no namazain’ ny raiko anareo, fa maingoka fikapohana kosa no hamaizako anareo.

1 Thessalonians 4:8Koa izay mandà, dia tsy olona no laviny, fa Andriamanitra, Izay manome anareo ny Fanahiny Masìna.

Hebrews 13:7Tsarovy ny mpitondra anareo, izay efa nitory ny tenin’ Andriamanitra taminareo; hevero ny niafaran’ ny fiainany, ka araho ny finoany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 5:13

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 5:12Bokin'ny Ohabolana 5Bokin'ny Ohabolana 5:14 →