The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 5 › Bokin'ny Ohabolana 5:18

Bokin'ny Ohabolana 5:18

Aoka hotahina ny loharanonao, Ary mifalia amin’ ny vadin’ ny fahatanoranao.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Let thy fountain be blessed: and rejoice with the wife of thy youth.

In Context

17Aoka ho anao irery ihany izany, Fa aza iombonana amin’ ny hafa.

19Fa dieravavy mahate-ho-tia sy osi-dia tsara bika izy, Dia aoka ny tratrany no hahafeno fifaliana anao mandrakariva, Ary aoka ho feno faharavoravoana lalandava amin’ ny fitiavany ianao.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 5

Cross References

Song of Solomon 4:12Saha voahidy ny havako ampakariko, loharano voahidy, fantsakan-drano voaisy tombo-kase.

Malachi 2:14Nefa hoy ianareo: Nahoana? Satria Jehovah no vavolombelona ny aminao sy ny vadin’ ny fahatanoranao izay nofitahinao, na dia namanao sady vady efa vita fanekena taminao aza izy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 5:18

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 5:17Bokin'ny Ohabolana 5Bokin'ny Ohabolana 5:19 →