The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 5 › Bokin'ny Ohabolana 5:8

Bokin'ny Ohabolana 5:8

Ampanalaviro azy ny alehanao, Ary aza manakaiky ny varavaran’ ny tranony;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Remove thy way far from her, and come not nigh the door of her house:

In Context

7Koa mihainoa ahy, ry zanaka, Ary aza miala amin’ ny teny aloaky ny vavako.

9Fandrao omenao ho an’ ny sasany ny voninahitrao, Ary ny taonanao ho an’ izay lozabe;

Read all of Bokin'ny Ohabolana 5

Cross References

Proverbs 4:15Manalavira azy; aza mandalo eo akory; Mivilia azy, ka mizora.

Proverbs 7:8Izay nandeha tamin’ ny lalana akaikin’ ny zoron-tranon’ ny vehivavy janga Sy nizotra nankany an-tranony,

Matthew 6:13Ary aza mitondra anay ho amin’ ny fakam-panahy, fa manafaha anay amin’ ny ratsy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 5:8

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 5:7Bokin'ny Ohabolana 5Bokin'ny Ohabolana 5:9 →