The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 6 › Bokin'ny Ohabolana 6:20

Bokin'ny Ohabolana 6:20

Anaka, tandremo ny didin-drainao, Ary aza mahafoy ny lalàn-dreninao.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

My son, keep thy father’s commandment, and forsake not the law of thy mother:

In Context

19Ny mamoaka lainga ho vavolombelona tsy marina, Ary ny mamafy ady ao amin’ ny rahalahy.

21Afatory amin’ ny fonao mandrakariva ireo, Ary afehezo eo am-bozonao,

Read all of Bokin'ny Ohabolana 6

Cross References

Deuteronomy 21:18Raha misy olona manana zanakalahy maditra sy manohitra ka tsy mety mihaino ny feon’ ny rainy, na ny feon’ ny reniny, ka tsy zakany anarina,

Proverbs 1:8Anaka, mihainoa ny ana-drainao, Ary aza mahafoy ny lalàn-dreninao;

Proverbs 5:5Ny tongony midìna ho any amin’ ny fahafatesana, Ary ny diany mizotra ho any amin’ ny fiainan-tsi-hita.

Proverbs 7:7Ka nahita anankiray tamin’ ny kely saina aho, Eny, nandinika ny tovolahy aho ka nahita zazalahy anankiray tsy ampy saina,

Proverbs 30:11Misy taranaka izay manozona ny rainy Sady tsy misaotra ny reniny.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 6:20

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 6:19Bokin'ny Ohabolana 6Bokin'ny Ohabolana 6:21 →