The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 6 › Bokin'ny Ohabolana 6:21

Bokin'ny Ohabolana 6:21

Afatory amin’ ny fonao mandrakariva ireo, Ary afehezo eo am-bozonao,

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Bind them continually upon thine heart, and tie them about thy neck.

In Context

20Anaka, tandremo ny didin-drainao, Ary aza mahafoy ny lalàn-dreninao.

22Raha mandeha ianao, dia hitari-dalana anao ireo; Raha mandry ianao, dia hiambina anao; Ary raha mifoha ianao, dia hamelona eritreritra anao.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 6

Cross References

Exodus 13:9Dia ho famantarana ho anao eo amin’ ny tananao ary ho fampahatsiarovana eo ambonin’ ny handrinao izany, mba ho ao am-bavanao ny lalàn’ i Jehovah: fa tanana mahery no nitondran’ i Jehovah anao nivoaka avy tany Egypta.

Deuteronomy 6:8ary fehezo ho famantarana eo amin’ ny tananao ireny, ary aoka ho fehy fampahatsiarovana eo ambonin’ ny handrinao,

Proverbs 4:6Aza mahafoy azy, fa hiaro anao izy; Tiavo izy, dia hitandrina anao.

Proverbs 7:3Afehezo eo amin’ ny rantsan-tananao izy, Soraty ao amin’ ny fonao tahaka ny amin’ ny vato fisaka izy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 6:21

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 6:20Bokin'ny Ohabolana 6Bokin'ny Ohabolana 6:22 →