Bokin'ny Ohabolana 6:28
Misy mahadia vain’ afo va, Ka tsy ho may ny tongony?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Can one go upon hot coals, and his feet not be burned?
In Context
27Mahatondra afo ao an-tratran’ akanjony va ny olona, Ka tsy ho may ny akanjony?
29Dia toy izany izay mankamin’ ny vadin’ ny namany; Tsy maintsy hampijalina izay mikasika azy.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 6