The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 6 › Bokin'ny Ohabolana 6:27

Bokin'ny Ohabolana 6:27

Mahatondra afo ao an-tratran’ akanjony va ny olona, Ka tsy ho may ny akanjony?

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Can a man take fire in his bosom, and his clothes not be burned?

In Context

26Fa noho ny vehivavy mpijangajanga no mila tsy hananan’ ny lehilahy sombi-mofo, Ary ny amin’ ny vadin’ ny olona no mihaza ny aina soa.

28Misy mahadia vain’ afo va, Ka tsy ho may ny tongony?

Read all of Bokin'ny Ohabolana 6

Cross References

Job 31:12Fa afo mandevona hatrany amin’ ny fandringanana izany ka hanongotra ny vokatro rehetra.

James 3:5Dia toy izany koa ny lela, rantsana kely izy, kanefa mirehareha fatratra. Indro, ny fiavovon’ ny antontan-kazo arehitry ny afo kely!

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 6:27

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 6:26Bokin'ny Ohabolana 6Bokin'ny Ohabolana 6:28 →