Bokin'ny Ohabolana 7:2
Tandremo ny didiko, dia ho velona ianao; Ary tandremo toy ny anakandriamasonao ny lalàko.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Keep my commandments, and live; and my law as the apple of thine eye.
In Context
1Anaka, tandremo ny teniko, Ary raketo ao aminao ny didiko.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 7
Cross References
Deuteronomy 32:10Nahita azy tany an-efitra Izy, Dia tany amin’ ny tany foana be nampierona, Ka dia nanodidina sy niahy azy Ary notandremany tahaka ny anakandriamasony.
Psalms 119:144Ny fahamarinan’ ny teni-vavolombelonao dia mandrakizay; Ampianaro aho, mba ho velona.
Proverbs 4:13Tano mafy ny fananarana, ka aza avela hiala; Hazony izy, fa ainao.
Jeremiah 38:20Fa hoy Jeremia: Tsy hanolotra anao izy tsy akory. Trarantitra ianao, ankatoavy ny tenin’ i Jehovah, izay lazaiko aminao, mba hahita soa ianao, ka ho velona ny ainao.
John 12:49satria Izaho tsy niteny ho Ahy, fa ny Ray Izay naniraka Ahy, Izy no nandidy Ahy izay holazaiko sy izay hotoriko.
John 15:14Hianareo no sakaizako, raha manao araka izay andidiako anareo.