Bokin'ny Ohabolana 7:9
Nony takariva ilay somambisamby iny Sy tamin’ ny alina efa maizina dia maizina.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In the twilight, in the evening, in the black and dark night:
In Context
10Dia, indro, nisy vehivavy nitsena azy Sady manao fitafin’ ny janga no mifetsy am-po,
Read all of Bokin'ny Ohabolana 7
Cross References
Exodus 12:6ary hotehirizinareo izy hatramin’ ny andro fahefatra ambin’ ny folo amin’ ity volana ity; dia hamono azy amin’ ny hariva ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra.
Job 24:15Ny mason’ ny mpijangajanga miandry ny maizimaizina, ka hoy izy: Tsy misy hahalala ahy ka dia manao very maso izy.
Ephesians 5:11Ary aza miray amin’ ny asan’ ny maizina tsy mahavoka-tsoa, fa aleo mananatra izany.