The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 8 › Bokin'ny Ohabolana 8:19

Bokin'ny Ohabolana 8:19

Ny vokatro dia tsara noho ny volamena, eny, noho ny tena volamena aza, Ary ny fitomboan’ ny hareko mihoatra noho ny volafotsy voafantina.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

My fruit is better than gold, yea, than fine gold; and my revenue than choice silver.

In Context

18Ato amiko ny harena sy ny voninahitra, Eny, ny harena mateza sy ny fahamarinana.

20Amin’ ny alehan’ ny fahamarinana no izorako, Dia ao amin’ ny lalan’ ny fitsarana marina,

Read all of Bokin'ny Ohabolana 8

Cross References

Job 28:19Ny topaza avy any Etiopia dia tsy azo ampitahaina aminy, ary tsy mahatakalo azy ny tena volamena tsara

Proverbs 8:10Aza ny volafotsy no raisina, fa ny anatro, Ary aleo ny fahalalana toy izay ny volamena voafantina.

Ecclesiastes 7:12Fa fialokalofana ny fahendrena, ary fialokalofana ny vola; ary ny mahatsara ny fahalalana dia izao: Maharo ny ain’ ny manana azy ny fahendrena.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 8:19

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 8:18Bokin'ny Ohabolana 8Bokin'ny Ohabolana 8:20 →