Bokin'ny Ohabolana 8:36
Fa izay diso ahy kosa mampidi-doza amin’ ny fanahiny; Ary izay rehetra mankahala ahy tia fahafatesana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But he that sinneth against me wrongeth his own soul: all they that hate me love death.
In Context
35Fa izay mahita ahy dia mahita fiainana Sady mahazo sitraka amin’ i Jehovah;
Read all of Bokin'ny Ohabolana 8
Cross References
Proverbs 1:31Dia hihinana ny vokatry ny alehany izy Ka ho voky ny fihendreny.
Proverbs 5:11Ka dia hitoloko ianao any am-parany, Raha mihalevona ny nofonao sy ny tenanao;
Proverbs 12:1Izay tia fananarana no tia fahalalana; Fa izay mandà anatra dia biby.
Proverbs 20:2Ny fampitahoran’ ny mpanjaka dia toy ny fieron’ ny liona tanora; Izay mampahatezitra azy dia mankahà-doza hihatra amin’ ny ainy,
Ezekiel 18:31Esory ho afaka aminareo ny fahadisoanareo rehetra izay nataonareo, ka manaova fo vaovao sy fanahy vaovao ho anareo; fa nahoana no ho faty ianareo, ry taranak’ Isiraely?
John 3:19Ary izao no fanamelohana, fa tonga amin’ izao tontolo izao ny mazava, nefa aleon’ ny olona ny maizina toy izay ny mazava, satria ratsy ny asany.