The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 1 › Bokin'ny Ohabolana 1:31

Bokin'ny Ohabolana 1:31

Dia hihinana ny vokatry ny alehany izy Ka ho voky ny fihendreny.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Therefore shall they eat of the fruit of their own way, and be filled with their own devices.

In Context

30Tsy nekeny ny saina natolotro, Notsiratsirainy avokoa ny anatro rehetra,

32Fa ny fihemoran’ ny kely saina hahafaty azy, Ary ny fiadanan’ ny adala handringana azy.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 1

Cross References

Job 4:8Araka izay efa hitako, dia izay miasa heloka sy mamafy fahoriana no mijinja izany.

Proverbs 14:14Ny mihemotra am-po dia ho voky ny alehany; Fa ny tsara fanahy kosa ho voky ny azy ihany.

Isaiah 3:10Lazaonareo ny amin’ ny marina fa hahita soa izy, Fa ny vokatry ny asany no hohaniny.

Jeremiah 6:19Henoy, ry tany! Indro, Izaho hahatonga loza amin’ ity firenena ity, dia ny vokatry ny heviny ihany; Fa tsy nihaino ny teniko izy, ary nolaviny ny lalàko.

Ezekiel 22:31koa dia haidiko eo aminy ny fahatezerako; ny afon’ ny fahatezerako no handaniako azy; ary hatsingeriko ho eo an-dohany ihany ny fanaony, hoy Jehovah Tompo.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 1:31

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 1:30Bokin'ny Ohabolana 1Bokin'ny Ohabolana 1:32 →