The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 8 › Bokin'ny Ohabolana 8:4

Bokin'ny Ohabolana 8:4

Hianareo no antsoiko, ry olona; Ary ny feoko ho amin’ ny zanak’ olombelona.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Unto you, O men, I call; and my voice is to the sons of man.

In Context

3Eo anilan’ ny vavahady, amin’ ny fidirana ho ao an-tanàna, Sy eo anaty vavahady no iantsoany maty hoe:

5Fantaro ny fahendrena, ry kely saina; Ary fantaro ny fahalalana, ry adala.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 8

Cross References

Psalms 49:1Ho an’ ny mpiventy hira. Nataon’ ny Koraïta. Salamo.

Micah 1:2Samia mihaino ianareo, ry firenena rehetra; Atongilano ny sofinareo, ry tany sy izay zavatra rehetra eo aminy; Ary aoka Jehovah Tompo no ho vavolombelona hanameloka anareo, Dia Jehovah avy ao amin’ ny tempoliny masìna.

John 3:16Fa toy izao no nitiavan’ Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay.

Colossians 1:23raha maharitra amin’ ny finoana ianareo ka mafy orina sady tafatoetra ary tsy mety hafindra hiala amin’ ny fanantenana avy amin’ ny filazantsara, izay efa renareo sady notorina eny ambanin’ ny lanitra rehetra eny; ary izany no nanaovana ahy Paoly ho mpanompo.

1 Timothy 2:4Izay tia ny olona rehetra hovonjena ka ho tonga amin’ ny fahalalana ny marina.

Revelation 22:17Ny Fanahy sy ny ampakarina manao hoe: Avia; ary aoka izay mahare hanao hoe: Avia. Ary aoka ho avy izay mangetaheta; ary izay mety, aoka izy hisotro maimaimpoana amin’ ny ranon’ aina.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 8:4

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 8:3Bokin'ny Ohabolana 8Bokin'ny Ohabolana 8:5 →