Bokin'ny Ohabolana 8:6
Henoy, fa hilaza zava-tsoa aho; Ary ny hilaza ny mahitsy no isokafan’ ny molotro.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Hear; for I will speak of excellent things; and the opening of my lips shall be right things.
In Context
5Fantaro ny fahendrena, ry kely saina; Ary fantaro ny fahalalana, ry adala.
7Fa ny marina ihany no holazain’ ny vavako; Ary ny ratsy dia fahavetavetana, raha amin’ ny molotro.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 8
Cross References
Job 33:1Kanefa, masìna ianao, ry Joba; mihainoa ny alahatro, ary mandrenesa ny teniko rehetra.
Psalms 49:3Na ny ambany, na ny ambony, na ny manan-karena, na ny malahelo.
Proverbs 4:2Fa anatra tsara no omeko anareo; Aza mahafoy ny lalàko.
Proverbs 22:20Tsy efa nanoratra zava-tsoa ho anao va aho, Izay misy hevitra tsara sy fahalalana,
Matthew 5:2Dia niloa-bava Izy ka nampianatra azy hoe:
Matthew 13:35mba hahatanteraka izay nampilazaina ny mpaminany hoe: Hiloa-bava hilaza fanoharana Aho; Hanambara zavatra izay nafenina hatrizay nanorenana izao tontolo izao Aho.