Filazantsara araka an'i Matio 5:2
Dia niloa-bava Izy ka nampianatra azy hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he opened his mouth, and taught them, saying,
In Context
3Sambatra ny malahelo am-panahy; fa azy ny fanjakan’ ny lanitra.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 5
Cross References
Job 3:1Rehefa afaka izany, dia niloa-bava Joba ka nanozona ny androny
Proverbs 8:6Henoy, fa hilaza zava-tsoa aho; Ary ny hilaza ny mahitsy no isokafan’ ny molotro.
Matthew 13:35mba hahatanteraka izay nampilazaina ny mpaminany hoe: Hiloa-bava hilaza fanoharana Aho; Hanambara zavatra izay nafenina hatrizay nanorenana izao tontolo izao Aho.
Acts 8:35Ary Filipo niloa-bava, dia nanomboka teo amin’ izany Soratra Masìna izany nitory an’ i Jesosy taminy.
Acts 18:14Ary raha hiloa-bava Paoly, dia hoy Galio tamin’ ny Jiosy: Ry Jiosy, raha misy heloka, na zavatra ratsy natao, dia mety raha mandefitra aminareo aho;