The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 10 › Bokin'ny Salamo 10:7

Bokin'ny Salamo 10:7

Feno ozona sy fitaka ary fanaovana an-keriny ny vavany; ao ambanin’ ny lelany dia misy fampahoriana sy faharatsiana.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

His mouth is full of cursing and deceit and fraud: under his tongue is mischief and vanity.

In Context

6Hoy izy am-pony: tsy hangozohozo aho, tsy ho azon-doza mandrakizay doria aho.

8Mamitsaka amin’ ny fanotrehana ao an-tanàna izy, ao an-katakonana no amonoany ny marina; ny masony mikendry ny mahantra.

Read all of Bokin'ny Salamo 10

Cross References

Job 20:12Na dia mamy ao am-bavany aza ny ratsy, ka afeniny ao ambanin’ ny lelany,

Psalms 7:14Ary ireo dia kendreny amin’ ny fiadiana mahafaty; ny zana-tsipìkany ataony mirehitra.

Psalms 36:3Fa miarahaba tena izy ny amin’ ny tsy hahitana ny helony ka hankahalana azy.

Psalms 50:19Ny vavanao alefanao hiteny ratsy, ary ny lelanao mamorom-pitaka.

Psalms 55:21Efa naninjitra ny tànany hamely izay nihavana taminy izy; namadika ny fanekeny izy.

Psalms 59:12Aza mahafaty azy Hianao, fandrao hanadino izany ny fireneko. Ampirenireneo amin’ ny herinao izy, ka aripaho, ry Tompo ô, Ampinganay.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 10:7

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 10:6Bokin'ny Salamo 10Bokin'ny Salamo 10:8 →