The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 100 › Bokin'ny Salamo 100:1

Bokin'ny Salamo 100:1

Salamo ho fiderana. Mihobia ho an’ i Jehovah, ry tany rehetra.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Make a joyful noise unto the LORD, all ye lands.

In Context

2Manompoa an’ i Jehovah amin’ ny fifaliana; Mankanesa eo anatrehany amin’ ny fihobiana.

Read all of Bokin'ny Salamo 100

Cross References

Psalms 32:11Mifalia amin’ i Jehovah, ary ravoravoa, ianareo olo-marina, ary mihobia, ianareo mahitsy fo rehetra.

Psalms 47:5Mifidy ny lovantsika ho antsika Izy, dia ny voninahitr’ i Jakoba izay tiany. [Sela.]

Psalms 66:4Ny tany rehetra hiankohoka eo anatrehanao ka hankalaza Anao; eny, hankalaza ny anaranao izy. [Sela.]

Psalms 68:32Ho avy ny tremalahin’ i Egypta; Etiopia halaky hananty tanana amin’ Andriamanitra.

Psalms 98:4Mihobia ho an’ i Jehovah, ry tany rehetra, Velomy ny hoby, ka mihirà.

Psalms 145:1Fideran’ i Davida. Hanandratra Anao aho, ry Andriamanitro Mpanjaka ô, Sy hankalaza ny anaranao mandrakizay doria.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 100:1

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
Bokin'ny Salamo 100Bokin'ny Salamo 100:2 →