Bokin'ny Salamo 32:11
Mifalia amin’ i Jehovah, ary ravoravoa, ianareo olo-marina, ary mihobia, ianareo mahitsy fo rehetra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Be glad in the LORD, and rejoice, ye righteous: and shout for joy, all ye that are upright in heart.
In Context
Read all of Bokin'ny Salamo 32
Cross References
1 Samuel 2:1Ary Hana nivavaka ka nanao hoe: Ny foko ravoravo amin’ i Jehovah, Ny tandroko voasandratra amin’ i Jehovah; ny vavako misokatra hamaly ny fahavaloko; fa mifaly amin’ ny famonjenao aho.
Psalms 5:11Helohy izy, Andriamanitra ô; Aoka ho lavon’ ny saina ataony izy; Roahy izy noho ny haben’ ny fahotany, satria efa niodina taminao.
Psalms 32:2Sambatra ny olona izay tsy isain’ i Jehovah heloka, ary tsy misy fitaka ny fanahiny.
Psalms 64:10Dia matahotra ny olona rehetra ka manambara ny ataon’ Andriamanitra sady mandinika tsara ny asany.
Psalms 97:1Jehovah no Mpanjaka, aoka ho faly ny tany; Aoka ho ravoravo ny nosy maro.
Psalms 98:4Mihobia ho an’ i Jehovah, ry tany rehetra, Velomy ny hoby, ka mihirà.