Bokin'ny Salamo 101:1
Salamo nataon’ i Davida. Famindram-po sy fitsarana no hankalazaiko; Hianao, Jehovah ô, no hoderaiko.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I will sing of mercy and judgment: unto thee, O LORD, will I sing.
In Context
Read all of Bokin'ny Salamo 101
Cross References
Psalms 51:14Ampodio amiko ny fifaliana amin’ ny famonjenao; ary tohàny fanahy mazoto aho.
Psalms 89:1Maskila nataon’ i Etana Ezrahita.
Psalms 97:8Ziona mandre ka faly; Ary ravoravo ny zanakavavin’ i Joda Noho ny fitsaranao, Jehovah ô.
Psalms 136:10Izay namely ny voalohan-terak’ i Egypta, (Fa mandrakizay ny famindram-pony)
Micah 6:8Ry olombelona, efa naseho anao izay tsara Sy izay ilain’ i Jehovah aminao, Dia izao ihany: Ny hanao ny marina sy ny ho tia famindram-po Ary ny hanaraka an’ Andriamanitrao amin’ ny fanetren-tena
Romans 9:22Sa ahoana kosa raha Andriamanitra, na dia ta-haneho ny fahatezerany sy hampahafantatra ny heriny aza, dia be fahari-po ka nandefitra tamin’ izay fanaky ny fahatezerana voavoatra hosimbana,