The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 103 › Bokin'ny Salamo 103:7

Bokin'ny Salamo 103:7

Efa nampahafantatra an’ i Mosesy ny lalan-kalehany Izy; Ny Zanak’ Isiraely nampahafantariny ny asany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

He made known his ways unto Moses, his acts unto the children of Israel.

In Context

6Jehovah manao fahamarinana Sy fitsarana amin’ izay rehetra ampahorina.

8Mamindra fo sy miantra Jehovah, Mahari-po sady be famindram-po.

Read all of Bokin'ny Salamo 103

Cross References

Exodus 19:8Dia namaly indray miredona ny olona rehetra ka nanao hoe: Izay teny rehetra nolazain’ i Jehovah dia hataonay. Ary dia nentin’ i Mosesy tao amin’ i Jehovah kosa ny tenin’ ny olona.

Exodus 20:21Dia nijanona teny lavitra eny ny olona, fa Mosesy kosa nanakaiky ny aizim-pito, izay nitoeran’ Andriamanitra.

Exodus 33:13Koa ankehitriny, raha nahita fitia eo imasonao aho, dia ampahafantaro ny lalanao hahalalako Anao, mba hahitako fitia eo imasonao; ary hevero fa olonao ity firenena ity.

Deuteronomy 34:10Ary tsy nisy mpaminany intsony niseho teo amin’ ny Isiraely tahaka an’ i Mosesy, izay fantatr’ i Jehovah nifanatrika

Psalms 77:20Tany amin’ ny ranomasina ny lalanao, ary ny nalehanao dia tany amin’ ny rano mandriaka, ka tsy fantatra ny dian-tongotrao.

Psalms 78:11Nanadino ny asany izy sy ny fahagagana izay nampahitàny azy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 103:7

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 103:6Bokin'ny Salamo 103Bokin'ny Salamo 103:8 →