Bokin'ny Salamo 105:17
Naniraka lehilahy hialoha azy Izy; Josefa namidy ho andevo;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He sent a man before them, even Joseph, who was sold for a servant:
In Context
16Dia niantso ny mosary ho amin’ ny tany Izy; Notapahiny avokoa ny mofo rehetra, izay tohan’ aina;
18Nampijaliny tamin’ ny fatorana ny tongony; Nogadrany vy izy.
Read all of Bokin'ny Salamo 105
Cross References
Genesis 37:27Andeha hamidintsika amin’ ireo Isimaelita ireo izy, ary aoka tsy haninona azy ny tanantsika; fa rahalahintsika sy nofontsika ihany izy. Dia nanaiky ny rahalahiny.
Genesis 37:36Ary ny Midianita nivarotra an’ i Josefa tany Egypta tamin’ i Potifara, tandapan’ i Farao sady mpifehy ny mpiambina.
Genesis 45:4Ary hoy Josefa tamin’ ny rahalahiny: Avia, manatòna ahy ianareo. Dia nanatona ireo. Ary hoy Josefa: Izaho no Josefa rahalahinareo, ilay namidinareo ho atỳ Egypta.
Genesis 45:7Ary Andriamanitra efa nampandeha ahy hialoha anareo, mba tsy hahalany taranaka anareo amin’ ny tany, fa hamelona anareo amin’ ny famonjena lehibe.
Acts 7:9Ary nialona an’ i Josefa ny patriarka ka nivarotra azy ho any Egypta; nefa Andriamanitra nomba azy