Bokin'ny Salamo 105:18
Nampijaliny tamin’ ny fatorana ny tongony; Nogadrany vy izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Whose feet they hurt with fetters: he was laid in iron:
In Context
17Naniraka lehilahy hialoha azy Izy; Josefa namidy ho andevo;
19Mandra-pahatongan’ ny fotoana hahatanterahan’ ny teniny; Nizaha toetra azy ny tenin’ i Jehovah.
Read all of Bokin'ny Salamo 105
Cross References
Genesis 40:15fa nangalarina mihitsy avy tany amin’ ny tanin’ ny Hebreo aho, ary atỳ koa tsy mba nanao izay tokony ho nanaovany ahy eto amin’ ity lavaka ity aho.
Acts 16:24Ary rehefa nahazo teny toy izany ralehilahy, dia nataony tao amin’ ny tranomaizina anatiny indrindra izy, ary ny tongony nobolokiny mafy tamin’ ny boloky hazo.