Bokin'ny Salamo 107:18
Nahamonamonaina azy ny hanina rehetra; Ary nanakaiky ny vavahadin’ ny fahafatesana izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Their soul abhorreth all manner of meat; and they draw near unto the gates of death.
In Context
17Mitondra fahoriana ny adala noho ny fahadisoany sy ny helony:
19Dia nitaraina tamin’ i Jehovah ireo, raha ory, Ka novonjeny tamin’ ny fahatereny.
Read all of Bokin'ny Salamo 107
Cross References
Job 33:20Ary ny ainy marikorikon-kanina, eny, na dia ny hanim-py aza tsy tian’ ny fanahiny.
Job 38:17Moa efa naharihary taminao va ny vavahadin’ ny fahafatesana? Ary efa hitanao va ny vavahadin’ ny aloky ny fahafatesana?
Psalms 88:3Aoka ny fivavako ho tonga eo anatrehanao; Atongilano amin’ ny fitarainako ny sofinao;