Bokin'ny Salamo 107:28
Dia nitaraina tamin’ i Jehovah ireo, raha ory, Ka nampiala azy tamin’ ny fahatereny Izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then they cry unto the LORD in their trouble, and he bringeth them out of their distresses.
In Context
27Nisangodingodina ireo sady nivembena toy ny mamo, Ka dia very ny sainy rehetra.
29Nanony ny rivotra mahery Izy, Ka nitsahatra ny onjan-drano.
Read all of Bokin'ny Salamo 107
Cross References
Psalms 107:6Dia nitaraina tamin’ i Jehovah ireo, raha ory, Ka novonjeny tamin’ ny fahatereny;
Psalms 107:19Dia nitaraina tamin’ i Jehovah ireo, raha ory, Ka novonjeny tamin’ ny fahatereny.
Jonah 1:5Dia raiki-tahotra ny matilo, ka samy nitaraina tamin’ ny andriamaniny avy sady nariany tany anaty ranomasina ny zavatra tao an-tsambo mba hampahatony ny loza. Fa Jona kosa efa nidina nankao anaty sambo ka nandry renoky ny torimaso.
Matthew 8:25Ary nanatona izy ireo, dia namoha Azy ka nanao hoe: Tompoko, vonjeo, fa maty izahay!