Bokin'ny Salamo 108:1
Tonon-kira. Salamo nataon’ i Davida.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
O God, my heart is fixed; I will sing and give praise, even with my glory.
In Context
2Andriamanitra ô, tafatoetra ny foko; Ny fanahiko no hihira sy hankalaza.
Read all of Bokin'ny Salamo 108
Cross References
Exodus 15:1Ary Mosesy sy ny Zanak’ Isiraely dia nihira izao fihirana izao ho an’ i Jehovah ka nanao hoe: Hihira ho an’ i Jehovah aho, fa avo indrindra Izy; ny soavaly sy ny mpitaingina azy efa nariany ao amin’ ny ranomasina.
Psalms 30:12Efa nampody ny fisaonako ho fandihizana Hianao; efa nanaisotra ny lamba fisaonako Hianao ka nampisikina ahy fifaliana,
Psalms 57:7Efa namela-pandrika harato haningotra ny diako izy, ary nampitanondrika ny fanahiko; nihady lavaka teo anoloako izy, kanjo ny tenany ihany no latsaka ao anatiny. [Sela.]
Psalms 71:8Ny vavako ho feno ny fideràna Anao sy ny fankalazana Anao mandrakariva.
Psalms 71:23Hihoby ny molotro raha mankalaza Anao; ny fanahiko koa izay efa navotanao;
Psalms 138:1Nataon’ i Davida. Hidera Anao amin’ ny foko rehetra aho; Eo anatrehan’ ireo andriamanitra no hankalazako Anao.