Bokin'ny Salamo 108:12
Tsy Hianao va no efa nanary anay, Andriamanitra ô, Sady tsy mivoaka miaraka amin’ ny miaramilanay, Andriamanitra ô?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Give us help from trouble: for vain is the help of man.
In Context
11Iza no hitondra ahy ho any an-tanàna mafy? Iza no hitarika ahy ho any Edoma?
13Vonjeo amin’ ny fahavalo izahay; Fa zava-poana ny famonjena ataon’ ny olona.
Read all of Bokin'ny Salamo 108
Cross References
Job 9:13Andriamanitra tsy mampitony ny fahatezerany; Ny mpanampy an-dRahaba aza dia mitanondrika eo ambaniny.
Psalms 20:1Ho an’ ny mpiventy hira. Salamo nataon’ i Davida.
Isaiah 2:22Mitsahara, fa aza mitoky amin’ ny olona; Fa fofonaina foana no eo am-bavorony, Ka hatao zinona izy?
Isaiah 31:3Fa olona ihany ny Egyptiana fa tsy Andriamanitra; Ary nofo ihany ny soavaliny, fa tsy fanahy. Koa raha ahinjitr’ i Jehovah ny tànany, dia ho tafintohina izay manampy, ary ho potraka izay ampiana, ka samy ho levona avokoa izy roa tonta.
Lamentations 4:17Mbola pahina ny masonay miandry foana ny hamonjy anay; Nitazana teo amin’ ny tilikambo izahay nanantena ny firenena izay tsy nahavonjy anay.