Bokin'ny Salamo 108:7
Mba hahafaka ny malalanao, Dia vonjeo amin’ ny tananao ankavanana aho, ka valio.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Bokin'ny Salamo 108
Cross References
Joshua 17:7Ary ny fari-tanin’ i Manase dia hatrany Asera ka hatrany Mikmeta, tandrifin’ i Sekema, dia nandroso tamin’ ny ankavanana hatramin’ ny mponina any En-tapoa.
Joshua 24:1Ary Josoa nanangona ny firenen’ ny Isiraely rehetra tany Sekema ka niantso ny loholon’ ny Isiraely sy ny lehibeny sy ny mpitsara azy ary ny mpifehy azy, ka dia niara-niseho teo anatrehan’ Andriamanitra izy ireo.
2 Samuel 7:20Ka inona intsony no holazain’ i Davida aminao? Fa Hianao, Jehovah Tompo ô, no mahalala ny mpanomponao.
Psalms 60:7Mba hahafahan’ ny malalanao, dia vonjeo amin’ ny tananao ankavanana aho, ka valio.
Amos 4:2Jehovah Tompo efa nianiana tamin’ ny fahamasinany hoe: Indro, ho avy aminareo ny andro hitarihany anareo amin’ ny farango sy izay sisa aminareo amin’ ny fintana.
1 Peter 1:8Izay, na dia tsy mbola hitanareo aza, dia tianareo, ary na dia tsy hitanareo ankehitriny aza, anefa, satria inoanareo, dia iravoravoanareo amin’ ny fifaliana tsy azo tononina sady be voninahitra,