Bokin'ny Salamo 109:11
Aoka ny mpampanàna vola hamandrika izay rehetra ananany; Ary aoka ny olon-kafa hifaoka ny vokatry ny asany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Let the extortioner catch all that he hath; and let the strangers spoil his labour.
In Context
10Aoka hirenireny mangataka ny zanany, Ary aoka hiremby lavitra ny tranony efa rava izy.
12Aoka tsy hisy haharitra hamindra fo aminy, Na hiantra ny zanany kamboty.
Read all of Bokin'ny Salamo 109
Cross References
Deuteronomy 28:33Ny vokatry ny taninao sy izay rehetra efa nisasaranao dia hohanin’ ny firenena izay tsy fantatrao; any hanaovan’ ny sasany an-keriny sy hotorotoroiny mandrakariva ianao.
Judges 6:3Ary rehefa namafy voa ny Isiraely, dia avy ny Midiana sy ny Amalekita ary ny zanaky ny atsinanana ka niakatra hanafika azy.
Job 18:9Azon’ ny fandrika ny ombelahin-tongony ary voahazon’ ny tadivavarana