The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 109 › Bokin'ny Salamo 109:26

Bokin'ny Salamo 109:26

Ampio aho Jehovah Andriamanitro ô; Vonjeo araka ny famindram-ponao aho;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Help me, O LORD my God: O save me according to thy mercy:

In Context

25Ary izaho dia tonga fandatsan’ ireny; Mijery ahy izy ka mihifikifi-doha.

27Ary aoka ho fantany fa tananao izany; Hianao, Jehovah ô, no nanao izany.

Read all of Bokin'ny Salamo 109

Cross References

Psalms 57:1Ho an’ ny mpiventy hira. Al-tasheth. Miktama nataon’ i Davida tamin’ ny nandosirany an’ i Saoly tao anaty zohy.

Psalms 69:16Aza avela hanafotra ahy ny rano mandriaka, na hitelina ahy ny lalina; ary aza avela hikatom-bava amiko ny lavaka fantsakana.

Hebrews 5:7Tamin’ ny andron’ ny nofony, raha nanao fivavahana sy fangatahana nomban’ ny fitarainana mafy sy ny ranomaso be tamin’ izay nahavonjy Azy tamin’ ny fahafatesana Izy, sady voahaino noho ny fahatahorany an’ Andriamanitra,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 109:26

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 109:25Bokin'ny Salamo 109Bokin'ny Salamo 109:27 →