Bokin'ny Salamo 109:4
Ny fitiavako dia valiany fandrafiana; Fa izaho kosa dia mivavaka.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For my love they are my adversaries: but I give myself unto prayer.
In Context
3Teny fankahalana no nanodidinany ahy; Ary niady tamiko tsy ahoan-tsy ahoana izy.
5Ny soa nataoko novaliany ratsy, Ary ny fitiavako novaliany fankahalana.
Read all of Bokin'ny Salamo 109
Cross References
2 Samuel 15:31Ary nisy nanambara tamin’ i Davida hoe: Ahitofela koa mba isan’ ny mpiray tetika amin’ i Absaloma. Dia hoy Davida: Mitaraina aminao aho, Jehovah ô, ampodio ho fahadalana ny hevitra ataon’ i Ahitofela.
Psalms 35:7Fa tsy ahoan-tsy ahoana no nanaovany fandri-totofana hahazoany ahy; tsy ahoan-tsy ahoana no nandavahany hamandrihany ny aiko.
Psalms 38:20Fa ny fahavaloko velona ihany sady mahery; ary maro no mandrafy ahy tsy ahoan-tsy ahoana;
Psalms 69:12Lamba fisaonana no nataoko fitafiako, dia efa ambentinteny tamin’ ireny aho.
Daniel 6:10Ary noho izany dia nasian’ i Dariosa mpanjaka sonia izany lalàna sy didy izany.
Luke 23:34Ary hoy Jesosy: Raiko ô, mamelà ny helony, fa tsy fantany izay ataony. Dia nanaovany loka no fizara ny fitafiany.