The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 109 › Bokin'ny Salamo 109:5

Bokin'ny Salamo 109:5

Ny soa nataoko novaliany ratsy, Ary ny fitiavako novaliany fankahalana.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And they have rewarded me evil for good, and hatred for my love.

In Context

4Ny fitiavako dia valiany fandrafiana; Fa izaho kosa dia mivavaka.

6Anendreo olona ratsy fanahy hanapaka azy; Ary aoka hisy mpanohitra hitsangana eo an-kavanany.

Read all of Bokin'ny Salamo 109

Cross References

1 Samuel 19:5fa izy efa nanao ny ainy tsy ho zavatra ka namono ny Filistina, ary Jehovah nahavita famonjena lehibe ho an’ ny Isiraely rehetra; ianao nahita izany ka faly; koa nahoana no dia hanota handatsaka rà marina ianao ka hahafaty foana an’ i Davida?

2 Samuel 15:31Ary nisy nanambara tamin’ i Davida hoe: Ahitofela koa mba isan’ ny mpiray tetika amin’ i Absaloma. Dia hoy Davida: Mitaraina aminao aho, Jehovah ô, ampodio ho fahadalana ny hevitra ataon’ i Ahitofela.

Psalms 35:12Mamaly ratsy ahy ho solon’ ny soa izy, ka mamoy malala ny fanahiko.

Psalms 55:12Ratsy no ao anatiny; ary ny fitaka sy ny fanangolena tsy mba miala amin’ ny lalàmbeny.

Jeremiah 18:20Ratsy va no havaly ny soa? Fa efa nihady lavaka hamandrihana ahy ireo. Tsarovy ny nitsanganako teo anatrehanao nitaraina ho azy hampiala ny fahatezeranao aminy.

Luke 6:16sy Jodasy, zanak’ i Jakoba, ary Jodasy Iskariota, izay tonga namadika.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 109:5

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 109:4Bokin'ny Salamo 109Bokin'ny Salamo 109:6 →