Bokin'ny Salamo 109:9
Aoka ho kamboty ny zanany; Ary aoka ho mpitondratena ny vadiny
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Let his children be fatherless, and his wife a widow.
In Context
8Aoka ho vitsy ny androny; Ary aoka ho lasan’ olon-kafa ny anjara raharahany.
10Aoka hirenireny mangataka ny zanany, Ary aoka hiremby lavitra ny tranony efa rava izy.
Read all of Bokin'ny Salamo 109
Cross References
Exodus 22:24Raha mampisambo-bola ny oloko izay malahelo eo aminao ianao, dia tsy ho toy ny mpampanana vola aminy; fa tsy hampandoa zana-bola azy ianao.
Lamentations 5:3Efa kamboty izahay ka tsy manan-dray, ny reninay dia toy ny mpitondra-tena.