The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 109 › Bokin'ny Salamo 109:8

Bokin'ny Salamo 109:8

Aoka ho vitsy ny androny; Ary aoka ho lasan’ olon-kafa ny anjara raharahany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Let his days be few; and let another take his office.

In Context

7Raha hotsaraina izy, dia aoka ho meloka, Ary aoka ny fivavahany ho tonga fahotana.

9Aoka ho kamboty ny zanany; Ary aoka ho mpitondratena ny vadiny

Read all of Bokin'ny Salamo 109

Cross References

Matthew 27:5Ary nony natsipiny teo amin’ ny tempoly ny vola, dia niala izy ka lasa nandeha, dia nanao tadimody ary nananton-tena, ka dia maty.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 109:8

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 109:7Bokin'ny Salamo 109Bokin'ny Salamo 109:9 →